Our website uses necessary cookies to enable basic functions and optional cookies to help us to enhance your user experience. Learn more about our cookie policy by clicking "Learn More".
Accept All Only Necessary Cookies
Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy) 圖標

2 by Curious Learning


2021年08月05日

關於Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy)

Kilalaon-tsaina izay mampianatra ny ankizy maamaky teny(喀拉zan尼語馬達加斯加人)!

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?

Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!

Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:

• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara

• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana

• Kilalao mampitadidy voambolana

• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony “ isan-ambaratongany

• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny

• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.

• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana

• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po

• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app

• Tsy misy dokam-barotra

• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.

Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin’izany ireo fahaizana manao manan-danja amin’ny lafiny hay soratra, anisan’izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan’ny ankizy manana fototra mafy tsara amin’ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?

Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET – The Center for Educational Technology, sy IRC – The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an’ireo izay mila izany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n’aiza n’aiza amin’ny fitenin-dreniny izay mifototra amin’ny porofo sy ny data – ary miasa mba hahatonga ny app Fahano ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin’ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin’ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster teaches children the fundamentals of reading in Malagasy. Collect monster eggs and feed them letters so they can grow into new friends!

WHAT IS FEED THE MONSTER?

Feed The Monster uses proven ‘play to learn’ techniques to engage kids and help them learn to read. Children enjoy collecting and growing pet monsters while learning reading fundamentals.

FREE TO DOWNLOAD, NO ADS, NO IN APP PURCHASES!

All content is 100% free, created by literacy nonprofits Curious Learning, CET, and Apps Factory.

GAME FEATURES TO PROMOTE READING SKILLS:

• Fun and engaging phonics puzzles

• Letter tracing games to aid reading and writing

• Vocabulary memory games

• Challenging “sound only” levels

• Parental progress report

• Multi-users login for individual user progress.

• Collectable, evolvable, and fun monsters

翻譯中...

更多遊戲信息

最新版本

請求 Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy) 更新 2

上傳者

แมนห้าม ยุ้ง

系統要求

Android 4.4+

Available on

Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy) 來源 Google Play

更多

最新版本2更新日誌

Last updated on 2021年08月05日

Minor bug fixes and improvements. Install or update to the newest version to check it out!

更多

Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy) 螢幕截圖

評論載入中...
語言
訂閱APKPure
第一時間獲取熱門安卓遊戲應用的首發體驗,最新資訊和玩法教程。
不,謝謝
訂閱
訂閱成功!
您已訂閱APKPure。
訂閱APKPure
第一時間獲取熱門安卓遊戲應用的首發體驗,最新資訊和玩法教程。
不,謝謝
訂閱
成功!
您已訂閱我們的郵件通知。