关于KojaLalana Madagascar (Beta)
马达加斯加平台地理位置道路损毁
Ho an'ny olom-pirenena :
- Fifampizarana vaovao, olana ary vahaolana eo amin'ny samy olom-pirenena
- Fijerena mivantana ary eo no ho eo ny zava-mitranga eny amin'ny toerana azy amin'ny alalan'ny sarin-tany
- Fisafidianana làlana tiana aleha sy akaiky indrindra miankina amin'ny olana mitranga. (Ohatra: Ny fitohanan'ny fifamovoizana sy ny làlana tapaka)
Ho an'ny Tompon'andraikitra sy ny kaomina :
- Fijerena mivantana ireo olana notaterin'ny olom-pirenena
- Fandraisana fanapahan-kevitra avy hatrany amin'ny famahana ny olana
- Vavahady iray entina mampifandray ny olom-pirenena sy ny tompon'andraikitra
最新版本1.0.1的更新日志
Last updated on 2016年05月01日
Minor bug fixes and improvements. Install or update to the newest version to check it out!
KojaLalana Madagascar (Beta) APK信息
在APKPure安全快速地下载APK
APKPure 使用签名验证功能,确保为您提供无病毒的 KojaLalana Madagascar (Beta) APK 下载。
KojaLalana Madagascar (Beta)历史版本
KojaLalana Madagascar (Beta) 1.0.1
15.9 MB2016年05月01日