Kajy Chimple (Maths - Malagasy
Tentang Kajy Chimple (Maths - Malagasy
Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika
Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika
Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin'ny Chimple
Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an'ny zaza manomboka ao amin'ny akany fibeazana hatrany amin'ny kilasy faha 3 (3 ka hatramin'ny 8 taona). Izany dia ahafahany mianatra, mampihatra, ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin'ny fomba mahafaly sy mampirisika. Fianarana 30 minitra isan'andro mandritra ny 15 volana amin'ny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly.
Amin'ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy/na any an-trano, ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin'ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa, ny asamarika manampy, ny asamarika manala ary ny asamarika mampitombo. Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo. Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin'ny fomba ifampidiran-ketsika. Ny fampiharana ihany koa dia misy amin'ny fiteny maro.
Tanjany :
- Tsotra, mora ampiasaina sy mora azo
- Fampharana fianarana maimaimpoana
- Taranja fototra – Kajy sy piozila
- Narafitr'ireo mpampianatra sy mpanabe
- Tsy misy dokam-barotra, tontolo iainana azo antoka
- Fianarana mamporisika sy mampahafantatra
- 30 minitra mihoatra – kilalao sy piozila
- Tian'ny zaza sy ny ray aman-dreny
- Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr'andro isan'andro
- Faritry ny ray aman-dreny miaraka amin'ny vokatry ny fandrosoan'ilay zaza
Alaina amin'ny aterineto diny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanomboka diny anio
Momba ny tena :
Kajy :
. Fianarana, soratra ary fanisana 1 – 1000
. Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra – Miiba sy miabo, lehibe indrindra sy kely indrindra
. Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra
. Isa manamarika, manana sanda manokana
. Isa mijotso sy manonga, ankasa sy tsy ankasa
. Asamarika manampy -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo
. Asamarika manampy – Mitsivana sy mitsangana
. Asamarika manala -Tsotra – Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo
. Asamarika mampitombo – Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany
. Olana amin'ny teny – Manampy, manala ary mampitombo
Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin'ny alalan'ny fandrefesana ny fahatsilo sain'ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra hatrany any amin'ny ambaratonga tena izy. Ny tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-manao fototra matanjaka amin'ny kajy amin'ny fiteniny mba hahafahany ho tonga mpianatra mandrakizay.
--------------
Finalis Global Learning Xprize, Chimple adalah aplikasi pendidikan pembelajaran gratis untuk anak-anak, mulai dari balita hingga anak prasekolah dan taman kanak-kanak untuk membantu matematika awal.
Aplikasi Chimple Kids mudah digunakan dan dipahami. Pembelajaran 30 menit setiap hari selama 15 bulan di Chimple Kids App akan membuat anak siap sekolah. UNESCO telah melakukan uji coba aplikasi Chimple Kids di Tanzania selama 15 bulan, di mana anak-anak berusia 3-8 tahun telah menunjukkan hasil belajar yang mengesankan.
Dengan menggunakan Aplikasi Chimple Kids di sekolah dan atau di rumah, anak-anak dapat dengan cepat memahami konsep-konsep dasar, yang akan membantu mempercepat pembelajaran matematika secara interaktif.
Fitur:
• Aplikasi pendidikan usia dini penuh warna yang membantu anak-anak belajar
• Sederhana, mudah digunakan dan dipahami
• Belajar Angka
• Aplikasi pembelajaran yang interaktif, menarik, dan informatif untuk anak-anak
• Game mini edukasi dan teka-teki untuk anak-anak
• Dirancang oleh guru dan pendidik
• 100% gratis untuk digunakan
• Bebas iklan, lingkungan aman
Unduh dan biarkan pembelajaran yang menarik dimulai hari ini!
Kurikulum Matematika:
• Belajar, Menulis & Menghitung Angka 1 - 1000
• Konsep Angka – Lebih Sedikit & Lebih Banyak, Lebih Besar & Lebih Kecil
• Lewati Menghitung & Menghitung Mundur
• Angka Hilang, Nilai Tempat
• Angka Naik dan Turun, Genap dan Ganjil
• Penambahan Sederhana, Dua Digit & Tiga Digit
• Penambahan Horizontal & Vertikal
• Pengurangan Sederhana, Dua Digit & Tiga Digit
• Perkalian Pemula & Dasar
What's new in the latest 2.0
Informasi APK Kajy Chimple (Maths - Malagasy
Versi lama Kajy Chimple (Maths - Malagasy
Kajy Chimple (Maths - Malagasy 2.0
Unduh Aplikasi APKPure untuk mendapatkan lebih banyak hadiah dan diskon game
Sekali klik untuk menginstal file XAPK/APK di Android!