Kajy Chimple (Maths - Malagasy

Kajy Chimple (Maths - Malagasy

Chimple
Sep 3, 2021
  • 92.1 MB

    Saiz Fail

  • Android 5.0+

    Android OS

Mengenai Kajy Chimple (Maths - Malagasy

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Ny Chimple dia mahatonga ny fampianarana kajy hahafaly sy hampirisika

Ny fianarana dia mahafaly sy mampirisika amin'ny Chimple

Ny Chimple dia fampiharana teknolojia ara-panabeazana maimaimpoana ho an'ny zaza manomboka ao aminnyny akany fibeazana hatrany amin'ny kilasy faha 3 (3 ka hatramin'ny 8 taona). Izany dia ahafahany mianatra, mampihatra, ary manatsara ny fahaiza-manaony ara-kajy amin'ny fomba mahafaly sy mampirisika. Fianarana 30 minitra isan'andro mandritra ny 15 volana aminnyny fampiharana Chimple dia mahatonga ny zanakao ho vonona ho any an-tsekoly.

Amin'ny fampiasana ny Chimple App any an-tsekoly sy / na any an-trano, ny zaza dia afaka mifankazatra haingana amin'ny hevitra fototra hoenti-misaina ny isa, ny asamarika manampy, ny asamarika manala ary ny asamarika mampitombo. Ny fampiharana Chimple dia mora ampiasaina sy mora azo. Ny fampiharana dia manafaingana ny fianarana kajy amin'ny fomba ifampidiran-ketsika. Ny fampiharana ihany koa dia misy aminnyny fiteny maro.

Tanjany:

- Tsotra, mora ampiasaina sy mora azo

- Fampiharana fianarana maimaimpoana

- Taranja fototra - Kajy sy piozila

- Narafitr’ireo mpampianatra sy mpanabe

- Tsy misy dokam-barotra, tontolo iainana azo antoka

- Fianarana mamporisika sy mampahafantatra

- 30 minitra mihoatra - kilalao sy piozila

- Tian'ny zaza sy ny ray aman-dreny

- Fanampiana na dia tsy mampiasa aterineto aza ary fampanarahan-toetr'andro isan'andro

- Faritry ny ray aman-dreny miaraka aminny vokatry ny fandrosoan'ilay zaza

Alaina aminnyny aterineto dieny anio ary avelao ny fianarana mamprisika hanomboka dieny anio

Momba ny tena:

Kajy:

. Fianarana, soratra ary fanisana 1 - 1000

. Hevitra fototra enti-misaina ara-jaky mirindra - Miiba sy miabo, lehibe indrindra sy kely indrindra

. Fanisana mandingandingana sy fanisana mianotra

. Isa manamarika, manana sanda manokana

. Isa mijotso sy manonga, ankasa sy tsy ankasa

. Asamarika manampy -Tsotra - Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo

. Asamarika manampy - Mitsivalana sy mitsangana

. Asamarika manala -Tsotra - Ahitana tarehimarika roa, tarehimarika telo

. Asamarika mampitombo - Vao manomboka mianatra sy ambaratonga voalohany

. Olana amin'ny teny - Manampy, manala ary mampitombo

Ireo asa rehetra ireo dia arahimaso amin'ny alalan'ny fandrefesana ny fahatsilo sain'ny maha izy azy sy fianarana mampifanaraka izay miantoka fa ilay zaza dia mivoatra hatrany any aminnyny ambaratonga tena izy. Ny tanjontsika dia hanampy ireo zaza hanana fahaiza-memilih fototra matanjaka amin'ny kajy amin'ny fiteniny mba hahafahany ho tonga mpianatra mandrakizay.

--------------

Finalis Pembelajaran Global Xprize, Chimple adalah aplikasi pendidikan pembelajaran percuma untuk kanak-kanak, dari kanak-kanak hingga kanak-kanak prasekolah dan tadika untuk membantu matematik awal.

Aplikasi Chimple Kids mudah digunakan dan difahami. Pembelajaran 30 minit setiap hari selama 15 bulan di Aplikasi Chimple Kids akan menjadikan anak itu bersedia untuk bersekolah. UNESCO telah melakukan percubaan lapangan aplikasi Chimple Kids di Tanzania selama 15 bulan, di mana kanak-kanak berusia 3-8 tahun telah menunjukkan peningkatan pembelajaran yang mengagumkan.

Dengan menggunakan Aplikasi Anak Chimple di sekolah dan atau di rumah, anak-anak dapat dengan cepat memahami konsep asas, yang akan membantu mempercepat pembelajaran matematik secara interaktif.

Ciri-ciri:

• Aplikasi pendidikan awal yang berwarna-warni yang membantu kanak-kanak belajar

• Mudah digunakan dan difahami

• Belajar Nombor

• Aplikasi pembelajaran interaktif, menarik, dan informatif untuk anak-anak

• Permainan mini dan teka-teki pendidikan untuk kanak-kanak

• Direka oleh guru dan pendidik

• 100% percuma untuk digunakan

• Tidak ada iklan, persekitaran yang selamat

Muat turun dan biarkan pembelajaran yang menarik bermula hari ini!

Kurikulum Matematik:

• Belajar, Menulis & Membilang Nombor 1 - 1000

• Konsep Nombor - Kurang & Lebih Banyak, Lebih Besar & Lebih Kecil

• Langkau Pengiraan & Pengiraan Belakang

• Nombor Hilang, Nilai Tempat

• Nombor Menaik dan Menurun, Genap dan Ganjil

• Tambahan sederhana, Dua Digit & Tiga Digit

• Penambahan mendatar & menegak

• Pengurangan sederhana, dua digit & tiga digit

• Pendaraban Pemula & Elemen

Tunjukkan Lagi

What's new in the latest 2.0

Last updated on Sep 3, 2021
Minor bug fixes and improvements. Install or update to the newest version to check it out!
Tunjukkan Lagi

Permainan dan tangkapan skrin

  • Kajy Chimple (Maths - Malagasy penulis hantaran
  • Kajy Chimple (Maths - Malagasy syot layar 1
  • Kajy Chimple (Maths - Malagasy syot layar 2
  • Kajy Chimple (Maths - Malagasy syot layar 3
  • Kajy Chimple (Maths - Malagasy syot layar 4
  • Kajy Chimple (Maths - Malagasy syot layar 5
  • Kajy Chimple (Maths - Malagasy syot layar 6
  • Kajy Chimple (Maths - Malagasy syot layar 7

Versi lama Kajy Chimple (Maths - Malagasy

APKPure ikon

Muat turun Aplikasi APKPure untuk mendapatkan lebih banyak ganjaran permainan dan diskaun

Satu klik untuk memasang fail XAPK/APK pada Android!

Muat Turun APKPure
thank icon
Kami gunakan kuki dan teknologi yang lain pada laman web ini untuk menambah baik pengalaman anda.
Dengan klik mana-mana pautan pada halaman ini, anda bersetuju dengan Dasar Privasi dan Dasar Kuki kami.
Baca Yang Selanjutnya