Vakio miaraka amin'i Akili - T

Ubongo
Jul 22, 2024
  • 35.7 MB

    Dosya Boyutu

  • Android 4.1+

    Android OS

Vakio miaraka amin'i Akili - T hakkında

Miaràha amin’i Akili, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany!

TOERANA MARO BE

Miaràha amin’i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? Anaty ala? Ambony sambo? Trano var mı? IANAO hiçbir misafidy miaraka amin'ity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka — Ianao no manao ny tantara

* AKILI mitantara yok azy hatramin’ny farany

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI VE BEN

Akili ve Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzanya. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manehyem netra no mehy -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili ve Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra herin'ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY CURIOUS LEARNING

Meraklı Öğrenme dia orinasa tsy mitady mezarlığı, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY UYGULAMASI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.

Daha Fazla GösterDaha az göster

What's new in the latest 1.01

Last updated on 2022-10-11
Updating for new Google policies and for newer device compatibility.

Vakio miaraka amin'i Akili - T APK Bilgileri

En son sürüm
1.01
Kategori
Eğitim
Android OS
Android 4.1+
Dosya Boyutu
35.7 MB
Geliştirici
Ubongo
Available on
Güvenli ve Hızlı APK İndirmeleri APKPure'de
APKPure, virüssüz Vakio miaraka amin'i Akili - T APK indirmelerini sağlamak için imza doğrulaması kullanır.

Vakio miaraka amin'i Akili - T'in eski sürümleri

APK Uygulaması ile Süper Hızlı ve Güvenli İndirme

XAPK/APK dosyalarını Android'e yüklemek için tek tıkla!

İndir APKPure
Güvenlik raporu

Vakio miaraka amin'i Akili - T

1.01

Güvenlik raporu yakında mevcut olacak. Bu arada, lütfen bu uygulamanın APKPure'un ilk güvenlik denetimlerini geçtiğini unutmayın.

SHA256:

aaf60f229189f478e02d3f1c36315bd1d35465128241e0cd9d92e860575f0981

SHA1:

b2213107c46f32c56b6408bc5ba326c12ba21857