Vakio miaraka amin'i Akili - T

Ubongo
Jul 22, 2024
  • 35.7 MB

    Tamanho do arquivo

  • Android 4.1+

    Android OS

Sobre este Vakio miaraka amin'i Akili - T

Miaràha amin’i Akili, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany!

TOERANA MARO BE

Miaràha amin’i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy e o? Anaty ala? Ambony sambo? Qualquer an-trano? IANAO no misfidy miaraka amin’ity bokim-pifandraisana idy. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dàlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka - Ianao no manao ny tantara

* AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI E EU

Akili e Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzânia. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady matso -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili e Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY CURIOUS LEARNING

Aprendizagem curiosa dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.

Mostrar maisMostre menos

Novidades em 1.01 mais recente

Last updated on 2022-10-11
Updating for new Google policies and for newer device compatibility.

Informações sobre Vakio miaraka amin'i Akili - T APK

Última Versão
1.01
Categoria
Educação
Android OS
Android 4.1+
Tamanho do arquivo
35.7 MB
Desenvolvedor
Ubongo
Disponível em
Downloads seguros e rápidos de APK no APKPure
O APKPure usa verificação de assinatura para garantir downloads de APK Vakio miaraka amin'i Akili - T sem vírus para você.

Versões Antigas de Vakio miaraka amin'i Akili - T

Baixar de Forma Rápida e Segura via APKPure App

Um clique para instalar arquivos XAPK/APK no Android!

Baixar APKPure
Relatório de segurança

Vakio miaraka amin'i Akili - T

1.01

O relatório de segurança estará disponível em breve. Enquanto isso, observe que este aplicativo passou pelas verificações iniciais de segurança do APKPure.

SHA256:

aaf60f229189f478e02d3f1c36315bd1d35465128241e0cd9d92e860575f0981

SHA1:

b2213107c46f32c56b6408bc5ba326c12ba21857