Vakio miaraka amin'i Akili - I

Vakio miaraka amin'i Akili - I

Ubongo
Aug 29, 2023
  • 33.5 MB

    Ukuran file

  • Android 4.1+

    Android OS

Tentang Vakio miaraka amin'i Akili - I

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian'ny zareo atao!

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian'ny zareo atao!

Iza no tia mitsambikina eny antampon'ny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin'ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?

Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin’ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin’i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin'ny alàlan'ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MIFANDRAY amin’ny mpilalao sy ny tontolo — Ianao no manao ny tantara

* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin’ny farany

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN'NY FAHITA LAVITRA - AKILI AND ME

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin'ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihets -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili dan Me amin'ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan'ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY BELAJAR CURIOUS

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin'ny sehatry ny Penasaran Pembaca, novokarin'ny Penasaran Belajar hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.

Tampilkan Selengkapnya

What's new in the latest 1.01

Last updated on 2023-08-29
Updating for new Google policies and for newer device compatibility.
Tampilkan Selengkapnya

Video dan tangkapan layar

  • Vakio miaraka amin'i Akili - I poster
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 1
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 2
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 3
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 4
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 5

Informasi APK Vakio miaraka amin'i Akili - I

Versi terbaru
1.01
Kategori
Pendidikan
Android OS
Android 4.1+
Ukuran file
33.5 MB
Pengembang
Ubongo
Available on
Unduh APK dengan Aman dan Cepat di APKPure
APKPure menggunakan verifikasi tanda tangan untuk memastikan unduhan APK Vakio miaraka amin'i Akili - I yang bebas dari virus untuk Anda.

Versi lama Vakio miaraka amin'i Akili - I

ikon APKPure

Pengunduhan Super cepat dan aman melalui aplikasi APKPure

Sekali klik untuk menginstal file XAPK/APK di Android!

Unduh APKPure
thank icon
We use cookies and other technologies on this website to enhance your user experience.
By clicking any link on this page you are giving your consent to our Privacy Policy and Cookies Policy.
Learn More about Policies