Vakio miaraka amin'i Akili - I

Vakio miaraka amin'i Akili - I

Ubongo
Aug 29, 2023
  • 33.5 MB

    Dimensione

  • Android 4.1+

    Android OS

Informazioni su Vakio miaraka amin'i Akili - I

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian'ny zareo atao!

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian'ny zareo atao!

Iza no tia mitsambikina eny antampon'ny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin'ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?

Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin'ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin’i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin'ny alàlan'ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MIFANDRAY amin'ny mpilalao sy ny tontolo — Ianao no manao ny tantara

* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin'ny farany

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN'NY FAHITA LAVITRA - AKILI AND ME

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin'ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, fietshetra no matshyife -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin'ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin'ny aterineto, tian'ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili e Me amin'ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin'ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan'ny ankizy ao afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra evitare ny herin'ny fialam-boly, ny fihitaran'ny haino aman-jery ary ny teknolojian'ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY CURIOUS LEARNING

Curioso apprendimento dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan'ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin'ny sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.

Mostra Altro

What's new in the latest 1.01

Last updated on 2023-08-29
Updating for new Google policies and for newer device compatibility.
Mostra Altro

Video e screenshot

  • Poster Vakio miaraka amin'i Akili - I
  • 1 Schermata Vakio miaraka amin'i Akili - I
  • 2 Schermata Vakio miaraka amin'i Akili - I
  • 3 Schermata Vakio miaraka amin'i Akili - I
  • 4 Schermata Vakio miaraka amin'i Akili - I
  • 5 Schermata Vakio miaraka amin'i Akili - I

Informazioni sull'APK Vakio miaraka amin'i Akili - I

Ultima versione
1.01
Categoria
Istruzione
Android OS
Android 4.1+
Dimensione
33.5 MB
Sviluppatore
Ubongo
Available on
Download APK sicuri e veloci su APKPure
APKPure utilizza la verifica delle firme per garantire download di APK Vakio miaraka amin'i Akili - I senza virus per te.

Vecchie versioni di Vakio miaraka amin'i Akili - I

Icona APKPure

Download super veloce e sicuro tramite l'app APKPure

Basta un clic per installare i file XAPK/APK su Android!

Scarica APKPure
thank icon
We use cookies and other technologies on this website to enhance your user experience.
By clicking any link on this page you are giving your consent to our Privacy Policy and Cookies Policy.
Learn More about Policies