Vakio miaraka amin'i Akili - I

Vakio miaraka amin'i Akili - I

Ubongo
Aug 29, 2023
  • 33.5 MB

    Dung lượng tệp

  • Android 4.1+

    Android OS

Giới thiệu về Vakio miaraka amin'i Akili - I

Fantaro tôi Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!

Iza no tia mitsambikina eny antampon’ny tensrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin’ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?

Ho fantatrao izany warmtra izany ao anatin’ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin’i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MIFANDRAY amin’ny mpilalao sy ny tontolo — Ianao no manao ny tantara

* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin’ny farany

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny warmtra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI VÀ TÔI

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tensrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: warmfa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manrana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy manran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili và Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra prefer ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana prefer lenta.

HỌC TẬP NGHIÊM TÚC CỦA MOMBA NY

Curious Learning dia orinasa tsy mitady Tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany manran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY ÁP DỤNGI

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.

Hiển thị nhiều hơn

What's new in the latest 1.01

Last updated on 2023-08-29
Updating for new Google policies and for newer device compatibility.
Hiển thị nhiều hơn

Video và ảnh chụp màn hình

  • Vakio miaraka amin'i Akili - I bài đăng
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I ảnh chụp màn hình 1
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I ảnh chụp màn hình 2
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I ảnh chụp màn hình 3
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I ảnh chụp màn hình 4
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I ảnh chụp màn hình 5

Thông tin APK Vakio miaraka amin'i Akili - I

Phiên bản mới nhất
1.01
Danh mục
Giáo dục
Android OS
Android 4.1+
Dung lượng tệp
33.5 MB
Nhà phát triển
Ubongo
Available on
Tải APK an toàn và nhanh chóng trên APKPure
APKPure sử dụng xác minh chữ ký để đảm bảo tải APK miễn phí virus cho Vakio miaraka amin'i Akili - I.

Phiên bản cũ của Vakio miaraka amin'i Akili - I

APKPure biểu tượng

Tải xuống siêu nhanh và an toàn thông qua Ứng dụng APKPure

Một cú nhấp chuột để cài đặt các tệp XAPK/APK trên Android!

Tải về APKPure
thank icon
We use cookies and other technologies on this website to enhance your user experience.
By clicking any link on this page you are giving your consent to our Privacy Policy and Cookies Policy.
Learn More about Policies