Vakio miaraka amin'i Akili - I

Vakio miaraka amin'i Akili - I

Ubongo
Aug 29, 2023
  • 33.5 MB

    Dosya Boyutu

  • Android 4.1+

    Android OS

Vakio miaraka amin'i Akili - I hakkında

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!

Iza no tia mitsambikina eny antampon'ny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin’ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?

Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin’ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin’i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MIFANDRAY amin’ny mpilalao sy ny tontolo — Ianao no manao ny tantara

* AKILI sy ny namany mitantara azy hatramin’ny farany yok

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI VE BEN

Akili ve Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzanya. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manehyem netra no mehy -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili ve Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra herin'ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY CURIOUS LEARNING

Meraklı Öğrenme dia orinasa tsy mitady mezarlığı, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY UYGULAMASI

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.

Daha Fazla Göster

What's new in the latest 1.01

Last updated on 2023-08-29
Updating for new Google policies and for newer device compatibility.
Daha Fazla Göster

Videolar ve ekran görüntüleri

  • Vakio miaraka amin'i Akili - I gönderen
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I Ekran Görüntüsü 1
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I Ekran Görüntüsü 2
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I Ekran Görüntüsü 3
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I Ekran Görüntüsü 4
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I Ekran Görüntüsü 5

Vakio miaraka amin'i Akili - I APK Bilgileri

En son sürüm
1.01
Kategori
Eğitim
Android OS
Android 4.1+
Dosya Boyutu
33.5 MB
Geliştirici
Ubongo
Available on
Güvenli ve Hızlı APK İndirmeleri APKPure'de
APKPure, virüssüz Vakio miaraka amin'i Akili - I APK indirmelerini sağlamak için imza doğrulaması kullanır.

Vakio miaraka amin'i Akili - I'in eski sürümleri

APKPure simgesi

APK Uygulaması ile Süper Hızlı ve Güvenli İndirme

XAPK/APK dosyalarını Android'e yüklemek için tek tıkla!

İndir APKPure
thank icon
Kullanıcı deneyiminizi geliştirmek için bu web sitesinde çerezleri ve diğer teknolojileri kullanıyoruz.
Bu sayfadaki herhangi bir bağlantıya tıklayarak, Gizlilik Politikamıza ve Çerezler Politikamıza izin vermiş oluyorsunuz.
Daha fazla bilgi edin