Vakio miaraka amin'i Akili - I

Vakio miaraka amin'i Akili - I

Ubongo
Aug 29, 2023
  • 33.5 MB

    Bestandsgrootte

  • Android 4.1+

    Android OS

Over Vakio miaraka amin'i Akili - I

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!

Iza no tia mitsambikina eny antampon’ny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin’ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?

Ho fantatrao izany rehetra izany oa anatin’ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin’i Akili ve inona geen tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MIFANDRAY amin’ny mpilalao sy ny tontolo - Ianao no manao ny tantara

* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin’ny farany

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI EN IK

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, oa Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatshyara netray zava-kanto, sady manatshy no metsifeara toetray -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili en Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana en ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra vermijden ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.

MOMBA NY NIEUWSGIERIG LEREN

Nieuwsgierig leren dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.

Meer Info

What's new in the latest 1.01

Last updated on 2023-08-29
Updating for new Google policies and for newer device compatibility.
Meer Info

Video's en screenshots

  • Vakio miaraka amin'i Akili - I-poster
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 1
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 2
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 3
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 4
  • Vakio miaraka amin'i Akili - I screenshot 5

Vakio miaraka amin'i Akili - I APK -informatie

Laatste versie
1.01
Categorie
Onderwijs
Android OS
Android 4.1+
Bestandsgrootte
33.5 MB
Ontwikkelaar
Ubongo
Available on
Veilige en snelle APK Downloads op APKPure
APKPure gebruikt handtekeningverificatie om virusvrije Vakio miaraka amin'i Akili - I APK downloads voor u te garanderen.

Oude versies van Vakio miaraka amin'i Akili - I

APKPure-icoon

Supersnel en veilig downloaden via de APKPure-app

Eén klik om XAPK/APK-bestanden op Android te installeren!

Downloaden APKPure
thank icon
We use cookies and other technologies on this website to enhance your user experience.
By clicking any link on this page you are giving your consent to our Privacy Policy and Cookies Policy.
Learn More about Policies